Entry (1/5) | 1 manodina |
Root | 2 hodina |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mahatonga hihodina: Iza no nanodina ity milina ity Mampiova: Nisy nanodina ny lohan' ity tovolahy ity Manasitily: Manodina divay ho toaka [1.1] |
Explanations in English |
5 to turn [1.7] |
Explanations in French |
6 tourner, faire tourner comme une manivelle, une roue, etc [1.8] |
Examples |
7 Injay fa mitefotefoka ny milina manodina azy.
[2.332]
8 Ary dia nizaha ny fanaovan-tafondro izahay, koa nisy soavaly efatra no manodina ny kodia, handoaka ny tafondro. [2.366] |
Morphology |
|
Entry (2/5) | 13 manodina |
Root | 14 odina |
Part of speech | 15 active verb |
Explanations in French |
16 faire révolter [1.3#457] |
Examples |
17 Fa toa mora ihany indraindray ny manodina ny sain' ny vahoaka!
[2.356]
|
Morphology |
|
Synonyms | 22 mampiodina |
Entry (3/5) | 23 manodìna |
Root | 24 hodina |
Part of speech | 25 imperative of active verb manodina [Full list] |
Explanations in Malagasy |
26 [1.1] |
Explanations in French |
27 [1.3#457] |
Entry (4/5) | 28 manodìna |
Root | 29 odina |
Part of speech | 30 imperative of active verb manodina [Full list] |
Explanations in Malagasy |
31 [1.1] |
Explanations in French |
32 [1.3#457] |
Synonyms | 33 mampiodina, mampiodina, mampiodìna |
Entry (5/5) | 34 mañodina |
Part of speech | 35 active verb |
Explanations in Malagasy |
36 manimba [Tambahoaka]
[1.78] |
Anagrams | 37 amandino, 38 andamino, 39 manadino, 40 mandaoñy, 41 manindao, 42 mañodina, manodìna, manodina, 43 manondia, 44 miondana, miondàna |
Updated on 2025/09/20 |
![]() |