| Entry | 1 manodinkodina |
| Root | 2 hodinkodina |
| Part of speech | 3 active verb |
| Examples |
4 Ahoana moa no hampanekena ny olona fa rariny ny hampiharana sazy henjana amina mpiasa iray nangalatra yaorita na akanjo na entana fampiasa andavanandro nefa ny mpanao politika manodinkodina vola an-tapitrisany maro tsy mba voatohintohina, ary na misy aza izany dia lazainy fa zony ny mahazo famotsoran-keloka?
[4.27]
|
| Morphology |
|
| Updated on 2025/07/29 |
|