Entry mankatoa (toa)
Part of speech active verb
French definition accepter, obéir à [Rajaonarimanana 1995]
Examples Fihatsarambelatsihy ara-tsosialy sy ara-politika ny famotsoran-keloka raha mankatoa ny fisian’ny tsy maty manota. [SeFaFi ]
Morphology 
mankatoa
mankatoan'
mankatoan-
mankatoam-
nankatoa
nankatoan'
nankatoan-
nankatoam-
hankatoa
hankatoan'
hankatoan-
hankatoam-

2014/09/17