| Entry (1/2) | 1 mankarenina |
| Root | 2 renina |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Enti-milaza feo mafy dia mafy ka mahatonga ho marenina: Asaivo mangina izany ankizy izany fa mankarenin-tsofina [1.1] |
| Explanations in French |
5 rendre sourd [1.3, 1.5] |
| Examples |
6 hoy ny mpanofa trano tao an-tany, ka mankarenina izato miliny!
[2.499]
|
| Morphology |
|
| Synonyms | 10 mamparenina |
| Entry (2/2) | 11 mankarenina |
| Root | 12 renina |
| Part of speech | 13 adjective |
| Explanations in French |
14 assourdissant [1.5] |
| Examples |
15 Mamakivaky ny lanitra ny tselatra, ary kotroka mankarenina no manampy ny firaondraonan' ny onja mihaza ny rembiny.
[2.471]
|
| Morphology |
|
| Updated on 2025/09/12 |
|