| Entry | 1 mankamin' ny |
| Elementary words | 2mankamy, 3ny |
| Part of speech | 4 locution |
| Explanations in English |
5to go to a place.
[1.7] |
| Explanations in French |
6aller à ....
[1.8] |
| Examples |
7 mankamin' ny seranana rehetra
[2.366#137]
8 Dia nifindra nankamin' ny Mathilde izahay [2.366#210] 9 Dia nentiny izahay hankamin' ny tranon'i Sir Henry Barkely Governora ao Morisy [2.366#215] |
| Updated on 2025/09/12 |
|