| Entry | 1 mankamasina |
| Root | 2 masina |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Manaja ho toy ny zava masina: Mankamasina ny andro alahady ny Kristianina
5 Mitsaoka, matoky: Aza mankamasina ny sampy sy ny ody fa mahamenatra [1.1] |
| Morphology |
|
| Synonyms | 9 mahamasina, manamasina |
| Updated on 2025/09/12 |
|