|
|
|
|

Entry1  manjombona
Root  2  jombona
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4  [1.1] maloka fa rakotry ny rahona ny habakabaka: Manjombona ny andro
malahelo endrika, oriory tarehy sy maloka: Manjombon-dava no ahitako an' io Rangahy lo
mampiseho ahiahy: Manjombona ny endriny
maizimaizina, tsy mazava: Hazavao fa manjombona ny hevitrao
Explanations in English  5  [1.7] to be cloudy; be gloomy (of the face)
Explanations in French  6  [1.3] sombre, obscur, nébuleux
être sombre
7  [1.8] être nuageux, sombre; avoir le visage sombre
Examples  8  [1.3#299] Manjombon-dava io vehivavy io (Cette femme est toujours sombre)
9  [2.4] Endrika manjombona daholo ny an' ny eran' ny trano.
10  [2.470#26] Maimaina sy manjombona ery ny tavan-dRainitoandro amin' izay.
11  [2.442#98] ny tontolo iainana Zavaboary malagasy manjombona be ny andro.
12  [2.499#100] hoy Rabery, izato androm-pahalehibeazantsika Razafy, takariva manjombona!
Morphology 
13  Present :
14  Past :
15  Future :
Proverbs  16  Proverbs containing the word manjombona

Anagrams  17  anjombonam, manjombona

Updated on 2025/01/21