| Entry | 1 manjelanjelatra |
| Root | 2 jelajelatra |
| Part of speech | 3 active verb |
| Examples |
4 hitany ho manjelanjelatra eny koa irony mpitondra fitaovana ngezabe sy fiarakodia toa mariky ny fandrosoana.
[2.470]
5 mitranga ny kalesiny eo anatin'ny vy manjelanjelatra, amin'ny andro iomanany hiady, ary ny lefony mandihindihy. [2.996] |
| Updated on 2025/07/29 |
|