| Entry | 1 manjarano |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3Karazan' arina mainty any anaty tany fanaovana ny manjan' ny pensilihazo: Be manjarano eto Madagasikara.
[1.1] |
| Explanations in English |
4graphite.
[1.7] |
| Explanations in French |
5graphite.
[1.8] |
| Examples |
6 ary mikorosy, mbamin' ny fasana, amin' ny fitadiavana manjarano, ny vohitra manodidina antsika?
[2.470]
|
| Vocabulary | 7 Chemistry |
| Analogs | 8 anjamanga |
| Anagrams | 9 manjarano, 10 maronjana, 11 ranomanja |
| Updated on 2025/09/12 |
|