| Entry (1/2) | 1 manizina |
| Root | 2 izina |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Mampaniombona, manamaizina: Dia hanizina ny tranontsika va re io trano aorina eo anoloana io?.
5 Mamoritra, mampihitsoka, mandentika, manidy: Hamy herin' ny fahavalo, nanizina ny miaramilany tao amin' ilay hadilanana. [1.1] |
| Morphology |
|
| Entry (2/2) | 10 manizìna |
| Root | 11 izina |
| Part of speech | 12 imperative of active verb manizina [Full list] |
| Explanations in Malagasy |
[1.1] |
| Explanations in French |
[1.3] |
| Anagrams | 13 manizìna, manizina |
| Updated on 2025/11/12 |
|