| Entry | 1 manivakivaka |
| Root | 2 ivakivaka |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Mandalo eo afovoany: Tsy hita intsony ny hamenarako nanivakivaka teto afovoan' ny olona.
5 Miala amin' ny lalambe ka mandeha amin' ny lalankely na mamoron-dalana mihitsy aza mba hahatongavana haingana na hahafohy ny dia: Taiza ho aiza izy no nanivakivaka no tsy hitanay akory? / Misy feo manivakivaka izany ka maharatsy ny hira. 6 Manositosika, mandavo, mamotraka olona: Olona tsy mahalala fomba koa itony manivakivaka ny sasany itony rehefa mandalo. [1.1] |
| Morphology |
|
| Synonyms | 11 manivaka |
| Updated on 2025/09/12 |
|