|
|
|
|

Entry1  manivaka
Root  2  ivaka
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  manavatsava, mamakivaky [Sihanaka] [1.78]
5  Mandalo eo afovoany: Tsy hita intsony ny hamenarako nanivaka teto afovoan' ny olona
Miala amin' ny lalambe ka mandeha amin' ny lalankely na mamoron-dalana mihitsy aza mba hahatongavana haingana na hahafohy ny dia: Taiza ho aiza izy no nanivaka no tsy hitanay akory ~ Misy feo manivaka izany ka maharatsy ny hira
Manositosika, mandavo, mamotraka olona: Olona tsy mahalala fomba koa itony manivaka ny sasany itony rehefa mandalo [1.1]
Explanations in English  6  to cut across, to take a shortcut [1.7]
Explanations in French  7  prendre un raccourci, traverser [1.8]
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :
Synonyms  12  manivakivaka

Anagrams  13 manavika, 14 manivaka, 15 mivakàna, mivakana, 16 mivanakà, mivanàka

Updated on 2025/09/20