| Entry (1/2) | 1 maningana |
| Root | 2 singana |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Manavaka, manova singana
5 Tsy manao ohatra ny be sy ny maro, miavaka: Mahagaga kosa fa maningana amin' ny mpianatra rehetra Isambilo 6 Tsy mitovy amin' ny rehetra: Matetika amin' ny tapirahalahy na mpianadahy no misy iray maningana ka tsy tafita amin' ny fianarana [1.1] |
| Explanations in French |
7 Faire aller seul,
8 isoler, dépareiller, rendre impair; aller seul, se séparer, faire bande à part: 9 Aza maningana amin' ny be sy ny maro (Ne faites pas bande à part, ne vous 10 distinguez pas des autres par des excentricités) [1.3] |
| Morphology |
|
| Entry (2/2) | 15 maningàna |
| Root | 16 singana |
| Part of speech | 17 imperative of active verb maningana [Full list] |
| Explanations in Malagasy |
[1.1] |
| Explanations in French |
[1.3] |
| Anagrams | 18 manangañy, 19 manganina, manganìna, maningàna, maningana |
| Updated on 2025/11/26 |
|