| Entry | 1 mangorintsina |
| Part of speech | 2 adjective |
| Root | 3 horintsina |
| All compound words |
|
| Explanations in Malagasy |
5 [1.1] Manaikitra izaitsizy hatrany amin' ny aty tsoka: Mangorintsina izany hatsiaka izany Mahatsiaro marary mafy: Nangorintsina ny sandriko voadonan' ny oaravarana Mahatsiaro marary noho ny feo mafy maranitra (sofina): Mangorintsina ny sofina amin' ny kiakiakan' ireo ankizy ireo fa roahy any ireo Mangovitra, mihoron-koditra: Nangorintsina iray ihany ny tenako nahita ny nifandonan' ireo fiarakodia anankiroa |
| Explanations in French |
6 [1.3] ressentir une douleur piquante, vive, mais interne comme celle de la goutte; causer une douleur vive et interne |
| Vocabulary |
7 Health |
| Analogs | 8 mangintsina, migina, mikiririoka |
| Anagrams | 9 angorintsinam, mangorintsina |
| Updated on 2025/08/10 |
|