Entry horintsina
Part of speech noun
Malagasy definition Fahatsiarovana ohatra ny misy zavatra mitsoriaka na manaikitraikitra ny nofo aman-kozatra any anaty any; feo maranitra sady avo izay manindrontsindronamafy ny sofina [Rajemisa 1985]
French definition douleur piquante mais interne [Abinal 1888]
Vocabulary 
Derivations 
Other spellings 

Updated on 2017/05/19