Entry mangitikitika (hitikitika)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mitovy amin' ny hoe manitikitika ihany fa tsy fampiasa afatsy amin' ny hevitra ihany: Misy fanontaniana mangitikitika ny saiko [1.1]
  [Sihanaka] Manitikitika [1.78]
Morphology 
Present : mangitikitika
Past : nangitikitika
Future : hangitikitika
Imperative : mangitikitiha

Updated on 2023/01/20