Entry hitikitika
Part of speech noun
Malagasy definition Fikasihana faritra sasany amin' ny tena ka mahatonga hihomehy sy hihetsika; kibokibo; fanaitairana ny saina mba hiteny na hanao (jereo Kitikitika). [Rajemisa 1985]
Derivations 

Entry hitikitika
Part of speech noun
French definition  [Tankarana] nom d'une espèce d'oiseau, petit hibou, crécerelle. § hitsikìtsika. [David 1952 (takila H)]
Vocabulary 
Synonyms hitikitiky

2017/03/10