| Entry | 1 mangata-drano |
| Elementary words | 2 mangataka, 3 rano |
| Part of speech | 4 locution |
| Explanations in Malagasy |
5 fiteny taloha enti-milaza ny iray amin' ny olona roa mifamaly na miady, ka mangataka fampinomana hitsara ny adin' izy roa tonta
[1.1] |
| Updated on 2025/09/12 |
|