|
|
|
|

Entry1  mangarom-bava
Elementary words  2  mangarona, 3  vava
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5  mampiditra ny tanana ao anaty vava
maka fanahy: milaza teny vitsivitsy izay toa sintonina indray, ka ny tetehina amin' izany dia ny hitenenan' ilay iresahana betsaka [1.1]
Explanations in English  6  to ask prying and indiscreet questions [1.7]
Explanations in French  7  L' homme confus met les doigts dans sa bouche. Geste ordinaire de confusion [2.415.fr#6452]
8  poser des qestions indiscrètes [1.8]

Updated on 2025/09/12