| Entry | 1 mangala-pijery |
| Elementary words | 2 mangalatra, 3 fijery |
| Part of speech | 4 locution |
| Explanations in Malagasy |
5 mody tsy mahita nefa mitodika manarangarana mijery, mijery vilana, tsy mijery mahitsy tsara fa mijery sompirana, manarangarana
[1.1] |
| Explanations in English |
6 to look over another's work and copy from it; lit. to steal a look.
[1.2] 7 to steal a look [1.7] |
| Explanations in French |
8 regarder à la dérobée
[1.8] |
| Proverbs | 9 Proverbs containing that word |
| Updated on 2025/11/02 |
|