| Entry (1/3) | 1 manerana |
| Root | 2 erana |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Mahahenika velaran-toerana iray: Efa manerana ny Nosy ve izao ny fahaizana mamaky teny sy manoratra?.
[1.1] |
| Explanations in English |
5 to fill, to pervade.
[1.7] |
| Explanations in French |
6 remplir, être dans toute l'étendue de.
[1.8] |
| Examples |
7 manerana ny tany rehetra ny fitsarany.
[2.996]
|
| Morphology |
|
| Entry (2/3) | 11 manerana |
| Root | 12 serana |
| Part of speech | 13 active verb |
| Explanations in Malagasy |
14 Mandalo eo anoloan' olona: Tsy fanao ny manerana vao manao mbay lalana.
[1.1] |
| Morphology |
|
| Entry (3/3) | 19 maneràna |
| Root | 20 serana |
| Part of speech | 21 imperative of active verb manerana [Full list] |
| Explanations in Malagasy |
[1.1] |
| Anagrams | 22 manarena, 23 manerana, maneràna, 24 menarana, Menarana |
| Updated on 2025/11/12 |
|