|
|
|
|

Entry1  manely tsaho
Elementary words  2  manely, 3  tsaho
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5  manaparitaka tsaho, mampiely honohono tsy voamarim-pototra
mihono, manangan-tsaho, mamoron-tsaho, manao tsy liantsofina, manao fary mitety reny, ma-bolana ilalana [1.1]
Synonyms  6  mampiely tsaho

Updated on 2025/09/12