|
|
|
|

Entry1  mandry ilika
Elementary words  2 mandry, 3 ilika
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5 mandry ka ny ila ihany, ny takiba ilany, no atao ambany.
6 misahirana. [1.1]
Examples  7  Ilay lahy antitra nandry ilika teo ambony tsihy [2.649]
8  nandry ilika ery ity zanak'Andriana tsy zatra mipetraka raha tsy ambony seza. [2.895]

Updated on 2025/09/12