|
|
|
|

Entry1  mandrora tay maina
Elementary words  2 mandrora, 3 tsy, 4 maina
Part of speech  5  locution
Explanations in Malagasy  6 enti-milaza tenda toy ny makiana ka raha mitelin-drora dia tsaroana ho marary; ilazana aretina mahavoa ny aty tenda ka raha mitelin-drora dia misy maharary [1.1]
Vocabulary  7  Health

Updated on 2025/09/12