Entry | 1 mandrora gira |
Elementary words | 2 mandrora, 3 gira |
Part of speech | 4 locution |
Explanations in Malagasy |
5 enti-milaza olona leony tsy te hihinana sakafo matsir [1.1] |
Examples |
6 Izanyizy mampitahotra ny ao an-trano amin' ny betrobetroka mandrora gira sy mandaroka ireo zandriny!
[2.470]
|
Updated on 2025/09/12 |
![]() |