Entry mandriona (riona)
Part of speech active verb
Malagasy definition Mivily amin' ny lalana tokony haleha: Niriona kely foana ny bala no tsy nahavoa ahy
Mitovy hevitra: mibirioka ~ mihodivitra ~ mivily ~ miviona
¶ Mivembena, mirepirepy ohatra ny olona jenjina, fanina [Rajemisa 1985]
Morphology 
mandriona
nandriona
handriona
Synonyms miriona

Updated on 2020/07/31