| Entry (1/2) | 1 mandringana |
| Root | 2 ringana |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Mandrava, manimba tanteraka, mandevona: Ny valala no nandringana ny vary tamin' itý taona itý.
5 Mamono ka tsy misy havela hitsangana na iray ara, mandripaka: Jiolahy no nandringana ny mponina tamin' itý vohitra itý. [1.1] |
| Explanations in English |
6 to destroy, to exterminate.
[1.7] |
| Explanations in French |
7 détruire; exterminer.
[1.8] |
| Morphology |
|
| Entry (2/2) | 12 mandringàna |
| Root | 13 ringana |
| Part of speech | 14 imperative of active verb mandringana [Full list] |
| Explanations in Malagasy |
[1.1] |
| Explanations in French |
[1.3] |
| Anagrams | 15 mandringàna, mandringana |
| Updated on 2025/11/12 |
|