|
|
|
|

Entry1  mandrihavanana
Part of speech  2  noun
Elementary words  3  mandry, havanana
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Anarana niantsoana karazana farantsa vahiny iray taloha izay nahitana sarin' i Napoléon III; mandrihavia kosa no anaran' ny farantsa nisy ny sarin' ny Louis Philippe
Vocabulary  5  Economy: finances, management
Analogs  6  mandrihavia

Updated on 2025/07/29