| Entry | 1 mandraoka |
| Root | 2 raoka |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Maka eran' ny tanana, manangona amin' ny tanana, lapely: Mandraoka fasika.
5 hevitra an' ohatra: Mandraoka vola, hono, izy amin' ny varotra omby any andrefana any. 6 Mipaoka, mifaoka zavatr' olona. 7 Mamabo, manosy (fananan' olona). [1.1] |
| Explanations in English |
8 to gather, to collect..
[1.2] 9 to gather together in a mass; to seize. [1.7] |
| Explanations in French |
10 ramasser en une masse; saisir.
[1.8] |
| Examples |
11 Manafintohina ny mahita azy mandraoka tombontsoa mihoa-pampana ho an' ny tenany nefa ny vahoaka lanahin' ny fahantrana.
[4.27#]
|
| Morphology |
|
| All compound words | 16 sakafo mandroa-bahiny |
| Proverbs | 17 Proverbs containing that word |
| Anagrams | 18 mandaroka, 19 mandraoka, 20 mandroaka |
| Updated on 2025/11/11 |
|