| Entry | 1 mandrakizao |
| Elementary words | 2 mandraka, 3 izao |
| Part of speech | 4 active verb |
| Examples |
5 Efa telo andro izay, mbola tsy niverina izy mandrakizao.
[2.472#230]
6 Tsy mazava mandrakizao iny raharaha iny. [2.472#121] |
| Morphology |
|
| Updated on 2026/02/26 |
|