|
|
|
|

Entry (1/2) 1  mandoto
Root  2 loto
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4 Manisy loto: Mandoto ny akanjony foana itý zaza itý
5 Manala baraka, manendrikendrika, manaratsy: Tsy tsara ny mandoto olona na iza na iza
6 Mametaveta ny zavatra madio, masiria: Mandoto zazavavy ~ Mandoto tempoly [1.1]
Explanations in English  7 to soil, to sully [1.7]
Explanations in French  8 souiller, salir [1.3, 1.8]
9 tacher
10 calomnier, diffamer, ternir la réputation de quelqu’un, profaner les choses saintes [1.3]
Examples  11  setroka mainty mivoaka amin' ny lafaoro mijoalajoala no mandoto ny habakabaka [2.470#176]
12  mandoto ny fitafiana ny fotaka (la boue salit les vêtements) [1.3#414]
13  mandoto ahy loatra io vehivavy io ka tsy zakako (cette femme me diffame trop et je ne puis le supporter) [1.3#414]
Morphology 
14  Present :
15  Past :
16  Future :
17  Imperative :
Analogs  18  maka an-kery, 19  mametaveta, 20  manao am-bohika, 21  manao am-boribory, 22  manao angovy, 23  manao an-kery, 24  manendry ratsy, 25  manosodratsy, 26  manoso-potaka
Proverbs  27  Proverbs containing that word

Entry (2/2) 28  Mandoto
Elementary words  29 man~, 30 loto
Part of speech  31  name (toponym) [Full list]
Vocabulary  32  Geography: towns

Anagrams  Mandoto, mandoto

Updated on 2026/04/24