|
|
|
|

Entry1  mandoa vory
Elementary words  2 mandoa, 3 vory
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5 mandoa roadroatra avy anaty vava; mihoaka mandoa, nefa tsy misy ventiny fa rano mamorivory fotsiny no aloa, misafoaka vorim-bava (fahita rehefa avy mihazakazaka na mikohaka mafy) [1.1]
Explanations in English  6 to froth at the mouth [1.7]
Explanations in French  7 écumer; baver [1.8]
Vocabulary  8  Health

Anagrams  mandoa vory, 9 voandamory

Updated on 2025/09/12