Entry (1/2) | 1 mandoa |
Root | 2 loa |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mamoaka zavatra nohanina amin' ny vava indray: Mandoa matetika ny marary [1.1] |
Explanations in English |
5 to vomit [1.7] |
Explanations in French |
6 vomir [1.3, 1.8] |
Examples |
7 mandoa matetika ity marary ity (Ce malade vomit souvent)
[1.3]
|
Morphology |
|
All compound words |
|
Vocabulary | 18 Health |
Entry (2/2) | 19 mandoa |
Root | 20 loa |
Part of speech | 21 active verb |
Explanations in Malagasy |
22 Manefa: Mandoa trosa [1.1] |
Explanations in English |
23 to pay [1.7] |
Explanations in French |
24 payer [1.3, 1.8] 25 rembourser, restituer [1.3] |
Examples |
26 mandoa hàba ny mpivarotra rehetra (Tous les marchands paient patente)
[1.3]
27 mandoa 1000 ariary izay tratra tsy nandoa ny anjarany. [2.508] |
Morphology |
|
All compound words |
|
Anagrams | 35 mandao, 36 mandoa |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |