| Entry | 1 mandidy lamba |
| Elementary words | 2 mandidy, 3 lamba |
| Part of speech | 4 locution |
| Explanations in Malagasy |
5 taloha dia nafatotry ny olona tamin' ny zoron-dambany ny vola, ka iny no nodidian' ny mpangalatra, mitovy karazana amin' ny mpangarom-paosy ankehitriny.
[1.1] |
| Explanations in English |
6 to cut a fragment to steal money out of it. The people generally tie up their money in a corner of their lamba or outer garment.
[1.2] |
| Updated on 2025/09/12 |
|