| Entry (1/2) | 1 mandefona |
| Root | 2 lefona |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Manatsatoka lefona [1.1] |
| Explanations in English |
5 to spear [1.7] |
| Explanations in French |
6 sagayer [1.8] |
| Examples |
7 mandefona ny foko hatramin' ny hira mahafinaritra sy ma-miko lahy!
[2.499#]
8 Fanaon'io zanany io hono ny mampilalao ny olona " manao kivoaivoay " ka mahafinaritra azy ny mandefona ny olona ao anaty rano! [2.508#] |
| Morphology |
|
| All compound words | 13 mandefona ivoho |
| Proverbs | 14 Proverbs containing that word |
| Entry (2/2) | 15 mandefòna |
| Root | 16 lefona |
| Part of speech | 17 imperative of active verb mandefona [Full list] |
| Anagrams | 18 mandefòna, mandefona |
| Updated on 2025/10/18 |
|