|
|
|
|

Entry1  mandavantaona
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3 Mandritra ny taona manontolo.
4 Maharitra ela tsy an-kijanona. [1.1]
5 tsy mitsahatra mandritra ny taona. [1.13]
Explanations in French  6 Passer l’année à, durant l'année. [1.3]
7 qui dure toute l'année, qui sévit toute l'année, permanent. [1.13]
Examples  8  Dia ho Noely lava mandavan-taona ny fiainako [2.285#315]
9  Dia lany andro mikarokaroka eo mandavan-taona [1.436]
10  Ary ny fiarahana mandavan-taona dia mampiray fitiavana sy fankahalana? [2.5#32]
Vocabulary  11  Time
Synonyms  12 maharitra
Proverbs  13  Proverbs containing that word

Updated on 2025/11/02