| Entry (1/2) | 1 mandama |
| Root | 2 lama |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Mandambolambo [1.1] |
| Explanations in English |
5 to make slippery, to smooth, to lubricate [1.2] |
| Examples |
6 Izaho tsy mba mikororoka ny efa madio, na mitsoka ny efa mirehitra, na mandama ny efa voavankona, na misisy ny hazo efa mahitsy.
[2.69#]
|
| Morphology |
|
| Entry (2/2) | 11 mandamà |
| Root | 12 lama |
| Part of speech | 13 imperative of active verb mandama [Full list] |
| Explanations in Malagasy |
14 [1.1] |
| Explanations in French |
15 [1.3] |
| Anagrams | 16 mandama, mandamà |
| Updated on 2025/10/18 |
|