|
|
|
|

Entry1  misolelaka
Root  2 solelaka
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4 Mitalesaka mivelatra: Misolelaka ny tarehin' iny olona iny
5 Marivo aty: Vilany misolelaka
6 Mandokadoka sy manolikoly mba hahazoana zavatra: Misolela-dava io zazalahy io [1.1]
Examples  7  misolelaka ilay vazaha eo, mampifampikosoka ny tanany roa mitory ny hafaliany. [2.472]
Proverbs  8  Proverbs containing that word

Updated on 2025/11/02