Entry manatona (hatona)
Part of speech active verb
Malagasy definition Manakaiky: Efa manatona ny ririnina
¶ Mankany amin' ny: Ndeha manatona dokotera amin' io aretinao io [Rajemisa 1985]
English definition to approach, to draw near. [Richardson 1885]
 to approach [Hallanger 1973]
French definition s'approcher de [Hallanger 1974]
Morphology 
manatona
nanatona
hanatona
manana
Compound words, titles, names 
Quotes 

Entry manatòna (hatona)
Part of speech imperative of active verb manatona [full list]
Malagasy definition  [Rajemisa 1985]
French definition  [Abinal 1888]
Examples Manatòna ny afo raha ta hafana ianao [Rajemisa 1985]

2013/03/22