Entry manatatra (tatatra)
Part of speech   active verb
Malagasy definition   Manao tatatra
¶ Maka vola be amin' olona, mikapa, mijijy [Rajemisa 1985]
   manamaina tany amin'ny alalan'ny fitarihana ny rano hivoaka [SLP: Voambolana]
English definition   to dig water-channels in [Hallanger 1973]
French definition   creuser des canaux ou rigoles [Hallanger 1974]
French definition   drainer [SLP: Voambolana]
Morphology  
manatatra
nanatatra
hanatatra
manatara
Synonyms   mitatatra

Entry mañatatra
Part of speech   active verb
Malagasy definition   [Bezanozano] (hozatra) mitsotsotra am-pandriana [Rakotosaona 1972]

Updated on 2013/03/21