Entry | 1 manasarotra |
Root | 2 sarotra |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mahatonga ho sarotra aleha: Ny lavadavaka ireny no manasarotra ny lalana mankaty aminareo Mahatonga ho manahirana: Manasarotra ny fanaovan-trano ny ranonorana Mahatonga ho lozabe, kitokitoina: Ny ditran' ny mpianatra no nanasarotra an-dRamose Mahatonga ho lafo: Ny havandra no nanasarotra ny voaloboka tamin' ity taona [1.1] |
Explanations in English |
5 to make something difficult [1.7] |
Explanations in French |
6 rendre difficile [1.8] |
Examples |
7 Tsia, tsy sarotra ny fiainana, fa ny olombelona no manasarotra azy.
[2.471]
|
Morphology |
|
Updated on 2025/09/12 |
![]() |