Entry manarontsarona (sarontsarona (sarona))
Part of speech active verb
Examples ny fisasasasan' ny riana no manarontsarona ny fikohokohon' ny akangadia any ho any [2.529]
Morphology 
Present : manarontsarona, manarontsaron-, manarontsarom-, manarontsaro-
Past : nanarontsarona, nanarontsaron-, nanarontsarom-, nanarontsaro-
Future : hanarontsarona, hanarontsaron-, hanarontsarom-, hanarontsaro-

Updated on 2023/01/20