Entry manaratra (haratra)
Part of speech   active verb
Malagasy definition   [Bezanozano] miharatra volombava [Rakotosaona 1972]
   Mikiky ny volondoha, ny volombava, ny volo amin' ny tena amin' ny hareza [Rajemisa 1985]
English definition   to shave. [Richardson 1885]
   to shave the beard or the head [Hallanger 1973]
French definition   se raser la figure ou la tête [Hallanger 1974]
Morphology  
manaratra
nanaratra
hanaratra
manarata

2012/05/04