Entry | 1 manara-bavy |
Elementary words | 2 manaraka, 3 vavy |
Part of speech | 4 locution |
Explanations in Malagasy |
5 mitoetra any amin' ny ray amandrenin' ny vavy mety ho entin' ny vavy amin' ny sangany [1.1] |
Explanations in English |
6 to follow a wife, i.e. to be henpecked. [1.2] |
Explanations in French |
7 Qui se laisse mener par sa femme [2.415#1294] |
Synonyms | 8 entim-bavy |
Anagrams | 9 manara-bavy, 10 marani-bava |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |