Entry manao am-batonikaky (tao, any, vato, ikaky)
Part of speech expression
Malagasy definition mandraikitra zavatra indray mandeha, ka tsy azo ovana intsony io; mihenahena amin' ny teny natao, toy ny mpivarotra tsy azo iadiam-barotra [Rajemisa 1985]

Updated on 2020/07/31