Entry manantena (antena (tena))
Part of speech   active verb
Malagasy definition   Matoky fa hahazo: Manantena ny lanitra ny kristianina. / Manantena aho fa raha vao tonga ianao dia hanoratra
¶ Manampo, mikasa: Nanantena ny handeha aho, nefasendra sampona ka tsy lasa
¶ Miandry: Manantena anay izy rahampitso hiara hisakafo aminy [Rajemisa 1985]
English translation   to hope for, to expect. [Richardson 1885]
   to hope, to expect [Hallanger 1973]
French translation   espérer, s'attendre à [Hallanger 1974]
Vocabulary  
Morphology  
manantena
nanantena
hanantena
manante
Quotes  

Entry manante (antena (tena))
Part of speech   imperative of active verb manantena [list]
Malagasy definition   [Rajemisa 1985]
French translation   [Abinal 1888]

Updated on 2013/03/21