Entry | 1 manan-kambo |
Elementary words | 2 manana, 3 hambo |
Part of speech | 4 locution |
Explanations in Malagasy |
5 mitandro ny haja ananana sy ny voninahitra; tsy manaiky hivarilavo na hanao izay tsy mendrika hanimba ny hajan' ny tena [1.1] |
Examples |
6 Mba lehilahy tsy manankambo koa ity zanakareo.
[2.643#]
|
Updated on 2025/09/12 |
![]() |