Entry manani-drova (anika, rova)
Part of speech expression
Malagasy definition ilazana ny mpangalatra na ny mpikomy ka miditra ny rova hamono ny mpanjaka -- ny diso fitondran-tena naka ny vadin' ny mpanjaka koa dia notondroina ho manani-drova fa tena heloka lehibe izany [Rajemisa 1985]
English definition To steal from the palace. One of the capital crimes. [Richardson 1885]

2012/04/22