Entry |
manangasanga
(sangasanga (sanga))
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Miseho kely, mihoatrany zavatra hafa izay fohy noho izy, ka tazana na dia lavitra ara: Iny nisy lohan' olona nanangasanga terý ambony tamboho Miseho lany ka ny tendrony na ny "sangany" fotsiny no hita fa ny vatany tsy tazana: An' iza irý trano manangasanga irý [1.1]
|
Explanations in English | To loom up, to appear at a distance [1.7]
|
Explanations in French | Apparaître en partie dans le lointain, comme une tête par-dessus une muraille, comme le sommet d'une montagne éloignée: Aza manangasanga foana eo am-baravarana (Ne montrez pas seulement votre tête à la porte) ~ An' iza io trano manangasanga io? (A qui appartient cette maison dont on aperçoit le sommet?) [1.3]
|
| Se montrer vaguement au loin [1.8]
|
Examples |
1 | afa-tsy ny lohan'Ibity manangasanga ao andrefana sy Ivoto-vorona
[2.324]
|
2 | Rehefa jerena eo amin' ny sary, indreny manangasanga, indro manjavozavo;
[2.285]
|
3 | Vodilanitra mazava no tsinjony manangasanga terý amin' ny marainan1 ny fiainany.
[2.499]
|
4 | Nampiady hevitra ireny, nitady izay fomba fihetsika hampiasaina eo anoloan' ny korontana manangasanga eo amin' ny faritany.
[2.472]
|
|
Morphology |
Present : |
manangasanga |
Past : |
nanangasanga |
Future : |
hanangasanga |
Imperative : |
manangasangà |
|
|
Entry |
manangasangà
(sangasanga (sanga))
|
Part of speech | imperative of active verb manangasanga
|
|