Entry mananety (tanety)
Part of speech active verb
Malagasy definition Mandeha mitety tanety [Rajemisa 1985]
Compound words, titles, names 

Entry mananety
Part of speech noun
Malagasy definition Didin-kena manaraka ny voan-kena na ny hena eo amin' ny tampon-damosin' ny omby [Rajemisa 1985]
French definition entrecôte [SLP 1986]
Vocabulary 
Synonyms mananetiny ~ mananetinkena

2011/10/30